FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 68:32-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Mihirà ho an’Andriamanitra ianareo, ry fanjakana eto an-tany,+

      Manaova hira fiderana* ho an’i Jehovah, (Sela)

      33 Dia ho an’ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra+ izay efa nisy hatry ny ela.

      Izany izy fa mampikotrokotroka ny feony, dia ny feony mafy dia mafy!

      34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+

      Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely,

      Ary asehony avy any an-danitra* ny heriny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara