Salamo 104:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Apetrany eny amin’ny rano eny amin’ny habakabaka* ny vatan-kazo anaovany ny efitranony ambony rihana.+Ataony toy ny kalesiny ny rahona,+Ary mandeha amin’ny elatry ny rivotra izy.+
3 Apetrany eny amin’ny rano eny amin’ny habakabaka* ny vatan-kazo anaovany ny efitranony ambony rihana.+Ataony toy ny kalesiny ny rahona,+Ary mandeha amin’ny elatry ny rivotra izy.+