Deoteronomia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+ Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any.
26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any.