FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jeremia 43:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.*

  • Jeremia 46:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hosaziko i Amona+ ao No,*+ sy Farao, sy Ejipta, sy ny andriamaniny,+ ary ny mpanjakany, izany hoe i Farao sy izay rehetra matoky azy.’+

  • Ezekiela 30:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara