-
Jeremia 43:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.* 13 Dia hopotipotehiny ireo andry* ao Beti-semesy* any Ejipta, ary hodorany amin’ny afo ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.”’”
-