Jeremia 43:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.* Jeremia 46:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary ambarao ao Migdola.+ Ambarao ao Nofa* sy Tapanesa+ izany. Teneno hoe: ‘Makà toerana dia miomàna,Fa hisy sabatra handripaka an’ireo manodidina anao.
12 Hodorako ny tranon’ireo* andriamanitr’i Ejipta.+ Dia hodorany ireny ary hoentiny ho babo izy ireo. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy, ka hilamina tsara ny fialany any.*
14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary ambarao ao Migdola.+ Ambarao ao Nofa* sy Tapanesa+ izany. Teneno hoe: ‘Makà toerana dia miomàna,Fa hisy sabatra handripaka an’ireo manodidina anao.