FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Izao no hafatra nampitaina tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nipetraka tatỳ Ejipta,+ dia ireo nipetraka tao Migdola,+ Tapanesa,+ Nofa,*+ ary Patrosa:+

  • Ezekiela 29:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Homelohiko àry ianao sy ny Reniranon’i Neily. Dia hataoko rava tanteraka sy maina ary ngazana+ i Ejipta, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiopia.

  • Ezekiela 30:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Izao no tenin’i Jehovah:

      ‘Ho faty koa ny mpanohana an’i Ejipta,

      Ary hahena ny heriny izay nampirehareha azy.’+

      “‘Ho fatin’ny sabatra ao amin’ilay tany izy ireo, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara