-
Ezekiela 30:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Izao no tenin’i Jehovah:
‘Ho faty koa ny mpanohana an’i Ejipta,
Ary hahena ny heriny izay nampirehareha azy.’+
“‘Ho fatin’ny sabatra ao amin’ilay tany izy ireo, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. 7 ‘Ireo no ho lasa ngazana indrindra amin’ny tany rehetra, ary ny tanànany no ho tanàna rava tanteraka.+
-