Ezekiela 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Homelohiko àry ianao sy ny Reniranon’i Neily. Dia hataoko rava tanteraka sy maina ary ngazana+ i Ejipta, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiopia. Ezekiela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah: ‘Ho faty koa ny mpanohana an’i Ejipta,Ary hahena ny heriny izay nampirehareha azy.’+ “‘Ho fatin’ny sabatra ao amin’ilay tany izy ireo, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
10 Homelohiko àry ianao sy ny Reniranon’i Neily. Dia hataoko rava tanteraka sy maina ary ngazana+ i Ejipta, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiopia.
6 Izao no tenin’i Jehovah: ‘Ho faty koa ny mpanohana an’i Ejipta,Ary hahena ny heriny izay nampirehareha azy.’+ “‘Ho fatin’ny sabatra ao amin’ilay tany izy ireo, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.