-
Deoteronomia 31:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah. 4 Hoatran’ny nataon’i Jehovah tamin’izy nandringana an’i Sihona+ sy Oga+ mpanjakan’ny Amorita sy nandrava ny taniny, no hataony amin’ireo.+
-