Eksodosy 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy àry i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra fa tonga hitsapa anareo ilay tena Andriamanitra,+ amin’izay ianareo hatahotra azy foana dia tsy hanota.”+ Deoteronomia 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mba maniry hatahotra ahy+ sy hankatò ny didiko rehetra foana+ mantsy ny fony, dia handeha tsara mandrakizay ny fiainany sy ny an’ny taranany!+
20 Hoy àry i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra fa tonga hitsapa anareo ilay tena Andriamanitra,+ amin’izay ianareo hatahotra azy foana dia tsy hanota.”+
29 Raha mba maniry hatahotra ahy+ sy hankatò ny didiko rehetra foana+ mantsy ny fony, dia handeha tsara mandrakizay ny fiainany sy ny an’ny taranany!+