Josoa 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Joba 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+ Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+
28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+
7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+