Deoteronomia 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Araho tsara ireny,+ satria izany no hahitan’ny firenen-kafa hoe hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Haheno an’ireny fitsipika rehetra ireny mantsy ry zareo, dia hiteny hoe: ‘Ary tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+ Salamo 111:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy. Ohabolana 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Araho tsara ireny,+ satria izany no hahitan’ny firenen-kafa hoe hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Haheno an’ireny fitsipika rehetra ireny mantsy ry zareo, dia hiteny hoe: ‘Ary tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy.