Eksodosy 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’ny vahoaka i Mosesy mba hilaza ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didim-pitsarana rehetra.+ Ary niara-niteny ny vahoaka hoe: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
3 Dia nankany amin’ny vahoaka i Mosesy mba hilaza ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didim-pitsarana rehetra.+ Ary niara-niteny ny vahoaka hoe: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+