-
Deoteronomia 5:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa mandehana ianao mihaino an’izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanitsika. Dia ianao no hiteny aminay izay rehetra lazain’i Jehovah Andriamanitsika aminao, ary hohenoinay izany ka harahinay.’+
-
-
Josoa 24:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy àry i Josoa tamin’ny vahoaka: “Ianareo ihany no ho vavolombelona hiampanga anareo, satria sitraponareo ny nifidy hanompo an’i Jehovah.”+ Dia namaly izy ireo hoe: “Ie, vavolombelona izahay.”
-