FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa nilaza tamin’i Mosesy izy ireo hoe: “Aleo ianao no miteny aminay, dia izahay hihaino. Fa aleo tsy Andriamanitra no miteny aminay sao ho faty izahay.”+

  • Hebreo 12:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ianareo mantsy tsy nanatona tendrombohitra azo tsapain-tanana+ sady nirehitra,+ na rahona mainty, na haizina mikitroka, na tafio-drivotra mahery,+ 19 na feon’ny trompetra+ notsofina mafy be, na feo niteny tamin’ny vahoaka.+ Rehefa naheno an’izany feo izany ny vahoaka, dia nitalaho mba tsy hisy zavatra holazaina aminy intsony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara