Deoteronomia 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanome toky anao i Jehovah androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalana atorony ianao sady mankatò ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ ary mihaino ny feony. Josoa 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 Nanome toky anao i Jehovah androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalana atorony ianao sady mankatò ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ ary mihaino ny feony.