-
2 Mpanjaka 17:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tsy narahin’izy ireo intsony ny didy rehetra nomen’i Jehovah Andriamaniny, ary nanao sarivongana zanak’omby roa tamin’ny metaly*+ izy ireo sady nanao tsato-kazo masina.*+ Niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ koa izy ireo, ary nanompo an’i Bala.+ 17 Nandoro ny zanany lahy sy ny zanany vavy tao anaty afo+ koa izy ireo, sady nanao sikidy+ sy nitady fambara. Ary tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao* izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo, mba hampahatezitra azy.
-