FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa nanana olana be anefa ry zareo, dia niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely sady nitady azy. Nataon’Andriamanitra àry izay hahitan’izy ireo azy.+

  • 2 Tantara 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia faly daholo ny Joda noho ilay fianianana, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany an’ilay izy. Nazoto nitady an’Andriamanitra koa izy ireo, ka nataony izay hahitan’izy ireo azy.+ Ary nataon’i Jehovah milamina foana ny tanin’izy ireo, na taiza na taiza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara