Salamo 106:43, 44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+ 44 Nahita ny fahorian’izy ireo anefa izy+Ary nandre ny antso vonjy nataony.+ Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+ 44 Nahita ny fahorian’izy ireo anefa izy+Ary nandre ny antso vonjy nataony.+