FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mbola tsy tonga any koa ianao, dia efa hataoko izay hahakivy* ny fahavalonao,+ ka hitsoaka tsy ho eo anatrehanao ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita.+

  • Deoteronomia 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Rehefa ampidirin’i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany efa halainao ho anao ianao,+ dia horoahiny hiala eo aminao koa ireto firenena be mponina ireto:+ Ny Hetita, ny Girgasita, ny Amorita,+ ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita,+ izany hoe firenena fito be mponina sady mahery noho ianao.+

  • Deoteronomia 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana ianao izao+ ary hiditra ao amin’ilay tany, dia halainao io tanin’ny firenena lehibe sy mahery noho ianao io.+ Misy tanàna lehibe sady misy manda manakatra ny lanitra* ilay izy,+

  • Josoa 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy i Josoa: “Izao no hahafantaranareo fa misy Andriamanitra velona eo aminareo,+ ary tsy maintsy horoahiny hiala eo anatrehanareo ny Kananita, ny Hetita, ny Hivita, ny Perizita, ny Girgasita, ny Amorita, ary ny Jebosita:+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara