FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia tsy maintsy adikany ao anaty boky* ity Lalàna ity, mba hampiasainy, ka ataony mitovy amin’ilay Lalàna tehirizin’ny Levita mpisorona ilay izy.+

  • Deoteronomia 27:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa hiampita an’i Jordana ianao mba ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, amin’io andro io, ka lalory* ireny.+ 3 Soraty eo amin’ireo vato ireo ny teny rehetra ato amin’ity Lalàna ity rehefa tonga eny ampita ianao. Amin’izay dia hiditra ao amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, araka ny efa nampanantenain’i Jehovah Andriamanitry ny razambenao anao.+

  • Galatianina 3:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Lasa mpitaiza* antsika àry ny Lalàna ka nitarika antsika ho amin’i Kristy,+ mba ho azo ambara hoe marina isika satria mino.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara