FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:30-32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tamin’izay i Josoa no nanorina alitara ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, teo amin’ny Tendrombohitra Ebala.+ 31 Izao mantsy no didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah an’ireo Israelita, sady voasoratra ao amin’ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy:+ “Manaova alitara vita amin’ny vato tsy voapaika, izay tsy nampiasana fitaovana vy.”+ Dia nanolotra fanatitra dorana ho an’i Jehovah sy sorona iombonana teo ambonin’ilay alitara izy ireo.+

      32 Dia nadikan’i Josoa tamin’ny vato teo koa ny Lalàna+ nosoratan’i Mosesy teo anatrehan’ny Israelita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara