Eksodosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny marainan’ny andro fahatelo, dia nisy kotroka sy tselatra ary rahona matevina+ teo ambonin’ilay tendrombohitra. Nisy feon’anjombona naneno mafy be koa. Ary nangovitra ny vahoaka rehetra tao an-toby.+
16 Ny marainan’ny andro fahatelo, dia nisy kotroka sy tselatra ary rahona matevina+ teo ambonin’ilay tendrombohitra. Nisy feon’anjombona naneno mafy be koa. Ary nangovitra ny vahoaka rehetra tao an-toby.+