20 Ary raha maty ilay olona fa natosiny satria halany, na notorahany satria tiany hovonoina,+ 21 na raha nasiany ilay olona satria halany ka maty, dia tsy maintsy vonoina ho faty ilay namely. Mpamono olona izy. Hamono azy ho faty ny mpamaly ra rehefa mahita azy.