-
Deoteronomia 19:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Fa raha misy kosa nankahala olona+ ary efa nandrasany ilay olona dia noratrainy ka maty, ary avy eo izy nandositra tany amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo, 12 dia hampiantso azy avy any ny anti-panahy ao an-tanànany, ka hanolotra azy eo am-pelatanan’ny mpamaly ra, dia tsy maintsy hovonoina ho faty izy.+
-