17 “Aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao. Aza mitsiriritra ny vadin’ny namanao,+ na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.”+
7 Inona àry no holazaintsika? Ota ve ny Lalàna? Sanatria izany! Tsy ho nahafantatra ny ota anefa aho raha tsy teo ny Lalàna.+ Tsy ho fantatro, ohatra, ny fitsiriritana, raha tsy ny Lalàna no nilaza hoe: “Aza mitsiriritra.”+