Marka 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Marka 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary sarobidy lavitra noho ny fanatitra dorana sy ny sorona rehetra ny fitiavana azy amin’ny fo manontolo sy ny saina* manontolo ary ny hery manontolo, sy ny fitiavana ny namana tahaka ny tena.”+ Lioka 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
33 Ary sarobidy lavitra noho ny fanatitra dorana sy ny sorona rehetra ny fitiavana azy amin’ny fo manontolo sy ny saina* manontolo ary ny hery manontolo, sy ny fitiavana ny namana tahaka ny tena.”+