Deoteronomia 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.*+ 1 Samoela 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+
5 Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.*+
6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+