FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ny manao ny rariny sy ny hitsiny,

      No tian’i Jehovah kokoa noho ny manao sorona.+

  • Isaia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”,+ hoy i Jehovah.

      “Leon’ny ondrilahy+ ataonareo fanatitra dorana aho, sady tofoky ny tavin’ny biby nohatavezina,+

      Ary tsy mahafinaritra ahy ny ran’ny+ vantotr’ombilahy+ sy ny ran’ny zanak’ondry ary ny ran’ny osilahy.+

  • Mika 6:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Matio 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mandehana àry fantaro ny dikan’ny hoe: ‘Aleoko olona mamindra fo, toy izay olona manao sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny olo-marina aho, fa ny mpanota.”

  • Matio 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Raha mba azonareo mantsy ny hevitr’ilay hoe: ‘Aleoko olona mamindra fo,+ toy izay olona manao sorona’,+ dia tsy ho nomelohinareo izay tsy meloka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara