-
Mika 6:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Inona no hoentiko rehefa manatona an’i Jehovah aho,
Ary inona no hoentiko rehefa miankohoka eo anatrehan’ilay Andriamanitra any ambony?
Fanatitra dorana manontolo ve no hoentiko rehefa manatona azy aho,
Sa zanak’omby vao herintaona?+
-
-
Matio 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mandehana àry fantaro ny dikan’ny hoe: ‘Aleoko olona mamindra fo, toy izay olona manao sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny olo-marina aho, fa ny mpanota.”
-