-
Deoteronomia 6:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Aza manompo andriamani-kafa, dia ny andriamanitr’ireo firenena manodidina anao,+ 15 satria i Jehovah Andriamanitrao izay eo aminao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Fa raha manompo andriamani-kafa ianao, dia ho tezitra be aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ ka haringany ianao dia tsy hisy intsony eny ambonin’ny tany.+
-