FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy horoahiko ao anatin’ny taona iray anefa izy ireo, sao tsy hisy mponina intsony ilay tany ka hihabetsaka ny bibidia ary hamely anao.+

  • Deoteronomia 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary manomboka izao dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona rehetra eny ambanin’ny lanitra, rehefa maheno ny momba anao. Dia hitebiteby sy hihorohoro* izy ireo noho ny aminao.’+

  • Josoa 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy izy tamin’izy roa lahy: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay.+ Kivy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity satria ho avy ianareo.+

  • Josoa 24:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa mbola tsy tonga tany akory ianareo dia efa nataoko izay hahakivy* azy ireny, ka nandositra tsy ho eo anatrehanareo izy ireny,+ hoatran’ireo mpanjaka amorita roa. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo no nahavita an’izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara