Deoteronomia 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ‘Nandritra an’izay 40 taona nitarihako anareo tany an-tany efitra izay,+ dia tsy lasa tonta ny akanjonareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+ Nehemia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nandritra ny 40 taona ianao no namatsy sakafo an-dry zareo tany an-tany efitra,+ ary tsy nisy nahory azy. Tsy tonta mihitsy ny akanjony+ ary tsy nivonto ny tongony.
5 ‘Nandritra an’izay 40 taona nitarihako anareo tany an-tany efitra izay,+ dia tsy lasa tonta ny akanjonareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+
21 Nandritra ny 40 taona ianao no namatsy sakafo an-dry zareo tany an-tany efitra,+ ary tsy nisy nahory azy. Tsy tonta mihitsy ny akanjony+ ary tsy nivonto ny tongony.