Salamo 127:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,Dia ho very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+ Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia ho very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina. Hosea 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy noeritreretiny anefa hoe izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay vaovao ary menaka.Izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be,Sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’izy nanompo an’i Bala.+
127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,Dia ho very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+ Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia ho very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.
8 Tsy noeritreretiny anefa hoe izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay vaovao ary menaka.Izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be,Sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’izy nanompo an’i Bala.+