-
Eksodosy 24:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ. Dia homeko anao ireo takela-bato, ary hosoratako eo ny lalàna sy ny didy hampianarina ny vahoaka.”+
-
-
Eksodosy 32:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Asa tanan’Andriamanitra ireo takela-bato ireo, ary soratr’Andriamanitra ny soratra voasokitra teo aminy.+
-