Eksodosy 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia noraisin’i Arona avy teny amin’izy ireo ny volamena, ary namboariny tamin’ny fandraka ka nanaovany sarivongana* zanak’omby.+ Ary hoy ny vahoaka: “Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.”+
4 Dia noraisin’i Arona avy teny amin’izy ireo ny volamena, ary namboariny tamin’ny fandraka ka nanaovany sarivongana* zanak’omby.+ Ary hoy ny vahoaka: “Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.”+