-
Eksodosy 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 I Jehovah mihitsy no hiady ho anareo,+ fa ianareo kosa hangina.”
-
-
Josoa 10:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Tamin’ny fotoana iray ihany no nandresen’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy nahazoany ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+
-