-
Deoteronomia 20:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+
-
-
2 Tantara 20:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Rehefa henon’ny fanjakana rehetra manodidina fa i Jehovah no niady tamin’ny fahavalon’ny Israely, dia nataon’Andriamanitra natahotra be izy ireny.+
-