FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Be fitiavana sy tsy mivadika ianao rehefa nitarika ny vahoaka navotanao;+

      Ny herinao no hitarihanao azy ireo ho any amin’ny fonenanao masina.

      14 Haheno an’izany ireo firenena+ ka hipararetra.

      Hitebiteby* ny mponin’i Filistia.

  • Josoa 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Henon’ny mponin’i Gibeona+ koa ny nataon’i Josoa tamin’i Jeriko+ sy Ay.+

  • Josoa 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy izy ireo: “Avy any an-tany lavitra be izahay mpanomponao,+ ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao. Efa henonay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+

  • 2 Tantara 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nataon’i Jehovah natahotra be ny fanjakana rehetra nanodidina an’i Joda, ka tsy nisy niady tamin’i Josafata.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara