Josoa 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia natahotra be izy.+ Tanàna lehibe mantsy i Gibeona, mitovy amin’ny tanàna misy mpanjaka. Mbola lehibe noho i Ay izy io,+ ary miaramila daholo ny lehilahy tao. Josoa 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+
2 dia natahotra be izy.+ Tanàna lehibe mantsy i Gibeona, mitovy amin’ny tanàna misy mpanjaka. Mbola lehibe noho i Ay izy io,+ ary miaramila daholo ny lehilahy tao.
19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+