Eksodosy 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.” Deoteronomia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantaro àry fa tsy hoe satria manao ny marina ianao dia homen’i Jehovah Andriamanitrao anao io tany tsara io. Vahoaka mafy loha* mantsy ianareo.+ Deoteronomia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho?
9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”
6 Fantaro àry fa tsy hoe satria manao ny marina ianao dia homen’i Jehovah Andriamanitrao anao io tany tsara io. Vahoaka mafy loha* mantsy ianareo.+
27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho?