- 
	                        
            
            Eksodosy 18:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        11 Fantatro izao fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra i Jehovah,+ rehefa jerena izay nataony tamin’ireo nanao tsinontsinona ny vahoakany.” 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            2 Tantara 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 Lehibe ilay trano haoriko, satria tena miavaka noho ny andriamanitra rehetra ny Andriamanitray. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Salamo 97:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra manerana ny tany manontolo; Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+ 
 
-