24 Dia hoy ianareo: ‘Efa nasehon’i Jehovah Andriamanitsika antsika ny voninahiny sy ny heriny, ary efa henontsika ny feony niteny avy tao anaty afo.+ Androany isika no nahita fa afaka miteny amin’olona Andriamanitra, kanefa mbola velona ihany ilay olona.+