FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 27:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Rehefa tonga eny ampitan’i Jordana ianareo, dia ireto avy ny foko hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima+ mba hilaza an’izay fitahiana ho azon’ny vahoaka: Simeona, Levy, Joda, Isakara, Josefa, ary Benjamina. 13 Ireto kosa no hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Ebala+ mba hilaza ozona: Robena, Gada, Asera, Zebolona, Dana, ary Naftaly.

  • Josoa 8:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary ny Israely rehetra, sy ny anti-panahy, sy ny mpifehy, ary ny mpitsara teo aminy, dia nitsangana teo amin’ny andaniny sy ankilany amin’ny Vata, teo anoloan’ny Levita mpisorona izay nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah. Teo koa na ny vahiny na ny teratany.+ Nitsangana teo anoloan’ny Tendrombohitra Gerizima ny antsasak’izy ireo, ary teo anoloan’ny Tendrombohitra Ebala+ ny antsasany, araka izay efa nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah,+ mba hilaza an’izay fitahiana ho azon’ny vahoakan’Israely. 34 Avy eo i Josoa dia namaky mafy an’izay rehetra voalazan’ny Lalàna,+ dia ny fitahiana+ sy ny ozona,+ araka izay rehetra voasoratra tao amin’ny boky misy ny Lalàna.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara