Genesisy 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 dia namakivaky an’ilay tany i Abrama, ka tonga hatrany amin’ilay toerana atao hoe Sekema,+ teny akaikin’ireo hazobe tao More.+ Ny Kananita no nipetraka tao amin’ilay tany, tamin’izany fotoana izany.
6 dia namakivaky an’ilay tany i Abrama, ka tonga hatrany amin’ilay toerana atao hoe Sekema,+ teny akaikin’ireo hazobe tao More.+ Ny Kananita no nipetraka tao amin’ilay tany, tamin’izany fotoana izany.