- 
	                        
            
            Josoa 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 “Mandehana eran’ny toby ka omeo an’izao baiko izao ny vahoaka: ‘Manomàna vatsy, fa hiampita an’i Jordana ianareo rehefa afaka telo andro mba haka an’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.’”+
 
 -