FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana ianao izao+ ary hiditra ao amin’ilay tany, dia halainao io tanin’ny firenena lehibe sy mahery noho ianao io.+ Misy tanàna lehibe sady misy manda manakatra ny lanitra* ilay izy,+

  • Josoa 3:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa afaka telo andro, dia nandeha eran’ny toby ireo mpifehy ny vahoaka,+ 3 ary nomen’izy ireo baiko ny vahoaka hoe: “Raha vao hitanareo lanjain’ny Levita mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, dia mialà eo amin’izay misy anareo ka araho ilay izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara