Deoteronomia 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia.+ Deoteronomia 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Araho tsara daholo izay rehetra teneniko aminareo.+ Aza anampiana izany na analana.+
32 Koa araho tsara izay efa nandidian’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+ Aza miala amin’izany na mivily miankavanana na miankavia.+