FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao. 20 Tokony hohaninao sy ny ankohonanao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao isan-taona izany, any amin’ny toerana hofidin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara